Herinandron’ny KABARY eto Parisy
Arahabaina toa an-dravorona ianareo, ka raha misidina mampita hafatra, mitoetra mandrotsy an-tsioka Fifaliana ho an’ny FI.MPI.MA. Sampana Frantsa ny manasa anareo amin’ny fankalazana ny herinandron’ny kabary eto Paris izay...