Programme du 65è anniversaire de l’HAVATSA-UPEM

Publié par Nathalie

Miarahaba tompoko,

Fifaliana sy voninahitra ho an’ny Fikambanan’ny Poety sy Mpanoratra Malagasy na Union des Poètes et Ecrivains Malagasy HAVÀTSA-UPEM ny manasa anao hankalaza ny faha-65 taonany mandritra ny Herinandron’ny Haisoratra eto Parisy.

Ho tohin’ny fanomezan-danja ny haisoratra sy ny zavakanto malagasy dia manasa anao handray anjara sy hitsidika ny hetsika omanin’ny Fikambananan’ny Poety sy ny Mpanoratra Malagasy Havatsa Upem Sampana Frantsa, ny Havàtsa Foibe, ny AIFM, ny Foyer Universitaire Malgache, ny Restaurant Marianina, eto Parisy : 31/10/2017 – 10/11/2017. Hisy fifampizarana mahafinaritra sy atrikasa fanoratana, boky vaovao, fampirantiana asasoratra sy taozavatra malagasy.

#Faha-65 Taona

Mandra-pihaona finaritra,

Hanitr’Ony SALOMON
Filohan’ny HAVATSA-UPEM Sampana Frantsa
Présidente de l’HAVATSA-UPEM Section France

Madame, Monsieur,

Dans le cadre du 65è anniversaire de l’Union des Poètes et Ecrivains Malgaches l’HAVATSA-UPEM vous invite à la “Semaine de l’Havatsa Upem” autours de conférences, d’exposition de livres, de biographies et d’art malagasy, d’ateliers littéraires et musical, en collaboration avec l’AIFM (Association Internationale des Femmes de France et de Madagascar), le Restaurant Marianina et le Foyer Universitaire Malgache, à Paris du 31/10/2017 au 10/11/2017.

#65èAnniversaire

 

Au grand plaisir de vous revoir,

 

 

 

 

Mots clés

Commentaires